- Alatsinainy 11 Desambra 2017
Actualités.Paikady hifehezana ny asa fanaovan-gazety Mitombo isa ireo manakiana ny fitondram-panjakana
Herintaona mahery izay no naha lalàna manan-kery ny fehezan-dalàna momba ny serasera. Tsapa ankehitriny fa manampy trotraka ary tsy mamaha olana velively araka ny nampanantenaina ny « fampiharana » azy kanefa dia natao amboletra ny fandaniana ny lalàna,
Hamaky ny tohiny