Actualités

Infocentre de la salle Mankalaza ny faha-25 taona niorenany


  • Alatsinainy 11 Desambra 2017

Feno 25 taona tamin’ity taona 2017 ity ny sekoly ambony Infocentre de la salle eny Soavimbahoaka. Fotoam-pivavahana nentina nisaorana sy nanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, narahin’ny fanokafana ny taom-pianarana vaovao 2017-2018 sy namoahana ireo mpianatra 62 mianadahy,

izay samy notolorana ny mari-pahaizana licence no nentina nanamarihana izany, ny faran’ny herinandro teo teny Ambatomaro. Tanjon’ny sekoly amin’ny 25 taona ho avy ny mba hahafahana manatsara hatrany ny fahaiza-manaon’ireo tanora Malagasy manovo fahalalana ao aminy mba ho afaka hiatrika ny asa avy hatrany, raha araka ny fanazavan’Atoa Andriamasinoro Princie, talen’ity sekoly ambony iray ity. Tsiahivina moa fa anisan’ny  lalam-piofanana hampianarana eo anivon’ny Infocentre de la salle ny gestion…

 

Pati

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT