• Zoma 15 Desambra 2017
Actualités.Tezitra ny mpiasan’ny AAA-Tiko “Akatony koa ny Socolait”

Miakatra indray ny maripana mikasika ny fanakatonana ny Orinasa AAA any Andranomanelatra Antsirabe, izay mampiasa sy manofa ny fitaovana sasantsasany an’ny orinasa Tiko.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Actualités.Fandaminana ny tsena Petite Vitesse Hiara-kiasa akaiky ny mpivarotra sy ny lehiben’ny tsena

Hiara-kiasa akaiky manomboka izao ireo mpivarotra an’arivony eo anivon’ny Tsena Fihavanana Petite Vitesse sy ny lehiben’ny tsena Atoa Razafindrakoto Mbolatiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Actualités.Hena tsy fanta-piaviana amidy ao Antsirabe Henjana ny fitsirihana ataon’ny BMH

Ankoatra ny fidangan’ny vidim-bary dia efa manomboka tsy taka-bidy ihany koa ny hena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Actualités.Fisotroana toaka sy labiera Lohalaharana ny Malagasy

Na dia niakatra efa ho avo 2 heny aza ny vidim-bary eny an-tsena dia tsy manakana ny Malagasy hirevy izany amin’izao annkatoky ny fety izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Actualités.Bruno Ravelonanosy Miantso ny CNaPS hiala tsiny

Manoloana ny fampandrenesana an-gazety nataon’ny orinasam-panjakana miahy ny sosialim-bahoaka na ny CNaPS ny 15 sy 16 novambra lasa teo izay milaza fa izaho,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Actualités.Fanomezana tany ny vahiny Tsy ekeko, hoy i Michelle Ratsivalaka

Taorian’ny nanoherany ka tsy nandaniany irery tamin’ireo depiote 40 tonga nivory niaraka taminy teny Tsimbazaza ny 8 novambra teo an’ilay volavolan-dalàna lah.018/2017 du 18/07/17 mikasika ny Z.E.S na Zône Economique

Hamaky ny tohiny
FTT