• Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Fiatrehana ny fahavaratra Efa mampanao fanazaran-tena ny BNGRC

Mba hahafahana miatrika amim-pitoniana ny fiavian’ny ranon’orana, indrindra fa ny fiatrehana loza voajanahary mba tsy hamoizana ain’olona dia efa mirotsaka an-tsehatra mampanao fanazaran-tena ny mponina amin’ny faritra maro ankehitriny ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Lalao THB Cover contest Lasan’i Voary Lucas Ratsimbazafy ny lokabe

Lasan’i Voary Lucas Ratsimbazafy, tovovavy kely efa mpihira ihany ny loka tamin’ilay fifaninanana mamorona ny hiran’ny THB tamin’ilay lalao “THB Cover Contest” nokarakarain’ny vondrona Star.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.HAFARI Malagasy Nanome asa ho an’olona 350

Mitohy hatrany ny asa sosialy entina hanasoavana ny mpiara-belona tanterahin’ny fikambanana HAFARI Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Ambatolampy-Vakinankaratra Tsy manaiky ny hidiran’ny Sinoa hitrandraka volamena

“Aleo misoroka toy izay mitsabo”, hoy ny depiote Randrianjanahary Soloniaina Olivier voafidy tany amin’ny distrikan’Ambatolampy Vakinankaratra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Actualités.Vary simba nodorana Mbola nifandrombahan’ny olona indray

Mampahonena ! Efa tena any an-tsoso-koditra ny fahantrana sy ny fahasahiranana ho an’ny Malagasy ka na fako io na zavatra efa simba dia tsy mampaninona intsony ny mihinana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Actualités.Loza be tany Tsaratanàna Olona 27 maty, omby 3067 lasan’ny dahalo

Hanao hazalambo ireo dahalo mandripaka ny distrikan’i Tsaratanana, indrindra fa ireo dahalo ambony latabatra sy ireo mpiray tsikombakomba aminy ireo mponina any Tsaratanana, tarihin’ny solombavambahoaka Ratefiarivony John.

Hamaky ny tohiny
FTT