• Sabotsy 23 Desambra 2017
Actualités.Andoharanofotsy Nentina am-bavaka ny asan’ny kaominina

Tontosa omaly tao amin’ny fiangonana Fjkm Mahalavolona ilay fotoam-pivavahana lehibe nokarakarain’ny kaominina Andoharanofotsy nentina nitondrana am-bavaka ny asa hotanterahin’izy ireo amin’ny taona 2018 ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Actualités.Vary simba 20 kaontenera Sakanan’ny fanjakana ny fandorana azy

Hahagagana sy hatezerana ny an’ny fitsarana sy ny ladoany ary ny orinasa tompon’ireo kaontenera miisa 20 misy vary efa ela no lo ao amin’ny resanan-tsambon’i Toamasina, fa raha nivoaka ny didim-pitsarana laharana 2030-AG/17 ny 08 desambra 2017 teo,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Actualités.Tonelina Ambohidahy Mitombo isa ireo tonga matory ao

Mitombo isa, lasa marobe ireo fianakaviana sahirana no tonga matory etsy ambany tonelina Ambohidahy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Actualités.Faritra Analamanga « Nanahirana ny 2017 », hoy i Ndranto Rakotonanahary

Somary latsaka kely raha oharina amin’ny tamin’ny taona 2016 ny taona 2017 ny vokatra teto Analamanga,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Desambra 2017
Actualités.Tantsahan’i Vakinankaratra Notambazana zezika

Anisan'ireo Distrika voa mafy tamin'ny fandalovan'ny rivodoza « Enawo” ny Distrikan'Ambatolampy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Desambra 2017
Actualités.Andohan’Ilakaka Nanofana momba ny fiahiana ara-tsosialy ny CNaPS

Kaominina vaovao Andohanilakaka, ao anatin’ny distrikan’Ihosy faritra Ihorombe no misy azy. Ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany no anton’asan’ny ankabeazan’ny mponina. Mbola maro anefa ny mpiasa no tsy mahafantatra ireo tombontsoa tokony horaisiny eo anivon’ny Tahirim-pirenena momba ny Fiahiana ara-tsosialy.

Hamaky ny tohiny
FTT