• Alarobia 27 Desambra 2017
Actualités.PM tany Mampikony Fandaniam-bola mihoapampana

Nitsoriaka tany Mampikony, faritra Sofia ny delegasiona notarihin’ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier ny alakamisy lasa iny. Niara-dia taminy tamin’izany ny Sekreteram-panjakana misahana ny fiaraha-miasa sy ny fampandrosoana Rafatrolaza Bary Emmanuel.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Actualités.Fetin’ny faran’ny taona Hitety vanim-potoana ny Akam’s Music

Ny taona 2006 no teraka ny tarika Akam’s Music, raha ny fanazavan’i Maholy, vavy tokana sady lehiben’ny tarika. Mpinamana maromaro no nanangana azy ary dia avy amin’ny teny hoe “Akama” sy ny fitiavana mozika no nahatonga ny hoe : “Akam’s music”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Actualités.Fikambanana Fifanampiana Malagasy “Tsy manampy anay ny fanjakana”

Toy ny fanaony isan-taona, isaky ny volana jona sy desambra dia nanatanteraka fizarana fanampiana ho an’ireo fianakaviana sahirana manerana ireo Boriborintany enina eto Antananarivo tetsy amin’ny foibeny etsy Ampandrana ny fikambanana Fifanampiana Malagasy mba hahafahan’ireo mpisitraka miatrika ny fetin’ny noely sy taom-baovao finaritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Actualités.Kaominina Andoharanofotsy Matotra ny fiaraha-miasa 3P

Mahantra sy zokiolona niisa 50 tany ho any no afaka nihanoka ny fetin’ny Krismasy tamim-pitoniana tao amin’ny fokontany 5

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Actualités.Maroantsetra 6000 Ar ny litatry ny solika

Sarotra ny mahita solika ao Maroantsetra. Raha misy dia fotoana fohy monja, avy eo dia varomaizina no manjaka. Roa ny toby mpaninjara solika misy ao Maroantsetra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Actualités.Manakara Solitany nitobaka, nandoro trano 20 tafo

Trano 20 tafo no levon’ny afo tao Ambohitradala Manakara ny 24 desambra tokony tamin’ny11 ora alina, andro nankalazana ny fahaterahan’ny Mpamonjy indrindra.

Hamaky ny tohiny
FTT