Actualités

Kaominina Andoharanofotsy Matotra ny fiaraha-miasa 3P


  • Alarobia 27 Desambra 2017

Mahantra sy zokiolona niisa 50 tany ho any no afaka nihanoka ny fetin’ny Krismasy tamim-pitoniana tao amin’ny fokontany 5

mandrafitra ny kaominina Andoharanofotsy tantanan’ny Ben’ny tanàna, Ranarison Hasina Nirin’ny Aina, noho ny fahamatoran’ny fiaraha-miasa 3P eo amin’ity kaominina ity sy ny orinasa tsy miankina Salone. Ny andro zoma nialoha ny fetin’ny Krismasy, teny amin’ny lapan’ny tanànan’ity kaominina ity, dia nisitraka vary, paty, menaka, sira ary savony sahaza azy avy noho ny fiaraha-miasa.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT