Actualités

Maroantsetra 6000 Ar ny litatry ny solika


  • Alarobia 27 Desambra 2017

Sarotra ny mahita solika ao Maroantsetra. Raha misy dia fotoana fohy monja, avy eo dia varomaizina no manjaka. Roa ny toby mpaninjara solika misy ao Maroantsetra,

dia ny Shell sy Total. Misy ihany koa anefa ireo nahazo alalana manokana hivarotra solika. Tamin’ny alakamisy 21 desambra no nisy solika tonga farany tao an-toerana nefa vetivety dia lany. Eny amin’ny varomaizina no ahitana solika amin’izao 5000 Ariary ka hatramin’ny 6000 Ariary ny litatra. Miankina amin’ny fahatongavan’ny sambo anio ny ho tohiny na ho ritra tanteraka hatramin’ny varomaizina ka vao mainka hampidangana ny vidiny. Fotoanan’ny miaka-bokatra vary any Maroantsetra amin’izao. Na izany aza mbola 550 Ariary ny kapoaka vahiny fa mbola 700 Ariary ny vary gasy.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT