• Alakamisy 28 Desambra 2017
Actualités.Nirodana ny trano Roalahy niara-maty tototry ny tany

Lehilahy roa no indray maty nihotsahan’ny trano tao amin’ny kaominina Andilanatoby, distrikan’Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro ny talata alina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Actualités.Marolambo 1000Ar ny kapoakan’ny vary, 5000 Ar ny kilaon’ny sira

Mikaikaika ny mponina any amin’ny distrikan’i Marolambo amin’ny vidangan’ny vidim-piainana. Ny saran-dalana fotsiny avy ao Mahanoro mihazo an’i Marolambo dia tafakatra 60.000 Ariary amin’izao, noho ny haratsian’ny lalana, manampy trotraka ny rotsak’orana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Actualités.Tokony higadra any Antalaha Nahafaty olona teny 67Ha indray

Miparitaka amin’ny tambajotran-tserasera ny sarin’i Djibril amin’izao fotoana. Voalaza ho namono nahafaty tanora lahy iray teny 67Ha noho ny fifamaliana izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Actualités.Toetr’andro Mbola hitohy ny orambaratra

Betsaka ny manontany rahefa mahita ny andro manjombona sy manorana hoe : misy rivodoza ve ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Actualités.Moramanga-Sainte-Suzanne Hamafisina ny fiaraha-miasan’ny tanàna

Hohamafisina ny fiaraha-miasa amin’ny kaominin’i Sainte-Suzanne atsy amin’ny nosy La Réunion, kaominina frantsay mpirahavavy amin’i Moramanga an-tampon-tanàna, hoy ny depiote Randriamahefa Henri Charles,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Actualités.Seranantsambo Toamasina Vola iray kaontenera mihitsoka ao

Nampiseho ny firaisankinany ireo mpitatitra amin’ny kamiao sy ireo “Transitaires” omaly, nanombohan’ny fitokonana lavareny ataon’izy ireo,

Hamaky ny tohiny
FTT