- Zoma 29 Desambra 2017
Actualités.HVM Nandray lesona tamin’ny CUA
Manatanteraka asa fanadiovana lakandrano eny La Réunion Kely ny tanora HVM omaly. Misy asa tanamaro manala ny rihi-potaka sy fako, kaohin’ny fiarabe avy ao amin’ny Canal Andriantany, ka olona miisa 500 no manao izany, sandaina 5.000 Ar isan’olona isan’andro.
Hamaky ny tohiny