Actualités

Mini-Masters Bemiray Nidorehitra mena tetsy amin’ny « paddock » Mahamasina


  • Zoma 29 Desambra 2017

Notanterahin’ny klioba tsipy kanetibe Bemiray ny fanambiny tamin’ny fanombohan’ny fanatanterahana ny fifaninanana “Mini-Masters Bemiray” etsy amin’ny “Paddock” etsy Mahamasina nanomboka omaly alakamisy 28 desambra 2017.

 

Nidorehitra mena tokoa tamin’ny fanaovan’ireo olon-telo miaraka nahatratra 48 tee-shirt mena mitovy  teo amin’ity toerana ity tamin’io omaly io ary afaka nisakafo maimaimpoana tamin’ny toerana 2 natokana amin’izany ireo mpandray anjara rehetra. Tsapa fa tsy ampy fifaninanana ny mpilalao tsipy kanetibe Malagasy na dia be azy ny sangany, hoy Rakotondralambo Eric filohan’ny Bemiray ka izany no antony nikarakaranay an’ity hetsika ho tapitra ny zoma faha-29 desambra ity. Havadika ho fifaninanana iraisam-pirenena ka hanafarana mpilalao vahiny izy ity amin’ny andiany faha-2 hatao amin’ny taona 2018 ho avy.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT