• Zoma 29 Desambra 2017
Actualités.Alain Ramaroson Hanao taom-baovao fanindroany eny Antanimora

Tavela ao Antanimora i Alain Ramaroson. Na ireo mpanao politika niara-dia taminy aza mety efa nanadino ny fisiany any am-ponja hatramin’ny fiandohan’ny volana aogositra 2016 nitazomana azy ao noho ny hosoka sy fampiasana hosoka amina taratasin-tany eny Andoharanofotsy sy Ambohimangakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Desambra 2017
Actualités.Miralenta Mbola marefo ny eto Madagasikara

Mbola lavitrezaka ny asa amin’ny fampanajana ny miralenta eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Desambra 2017
Actualités.Lakandrano Ankazomanga 20 taona aty aoriana vao nodiovina indray

Lakandrano mirefy 350m mahery izay mamoaka ny rano maloto any Imamba no nodiovin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra nandritra ny roa andro, ny alarobia sy omaly alakamisy 28 desambra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Desambra 2017
Actualités.MAMAFI Namerin-kasina an’Iharanandriana

Anisan’ny mahatonga ny fahorian’ny Malagasy ankehitriny ny fahaverezan’ny fanomezan-kasina an’ireo tendrombohitra 12 nomen’Andrianampoinimerina izany nandritra ny fotoana nanjakany izay nihalefy taorian’ny nanjakan-dRadama I sy tao anatin’ny fanjanahantany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Desambra 2017
Actualités.Ambatondrazaka Miaro tena ireo mpanolotsain’ny tanàna

Hentitra ireo mpanolotsaina ao amin'ny kaominina ambonivohitra Ambatondrazaka raha nitafa tamin'ny mpanao gazety mahakasika ny tsikera mahazo azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Desambra 2017
Actualités.Kaominina Tanjombato Nijery manokana ireo sahirana sy zokiolona

Nisitraka ny fetin’ny Krismasy am-piravoravoana tahaka ny manodidina azy ireo olona sahirana ara-pivelomana sy zokiolona niisa 500 avy ao amin’ny fokontany 5

Hamaky ny tohiny
FTT