Nisitraka ny fetin’ny Krismasy am-piravoravoana tahaka ny manodidina azy ireo olona sahirana ara-pivelomana sy zokiolona niisa 500 avy ao amin’ny fokontany 5
mandrafitra ny kaominin’i Tanjombato tantanan’ny Ben’ny tanàna Rakotondrabe Maurice fa nizarany niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy sakafo toy ny vary, paty, menaka, sira ary savony avy amin’ny fiaraha-miasa mahazatra an’ity kaominina ity amin’ny orinasa Salone ny andro nialoha io fety malaza io.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.