- Talata 09 Janoary 2018
Actualités.Jirama Toamasina 15 miliara ariary ny fahavoazana
Nitondra takaitra ho an’ireo distrika nandalovany i “AVA taorian’ny fidirany tao Mahavelona Foulpointe sy tao Toamasina, Brickaville ary Vatomandry.
Hamaky ny tohinyNitondra takaitra ho an’ireo distrika nandalovany i “AVA taorian’ny fidirany tao Mahavelona Foulpointe sy tao Toamasina, Brickaville ary Vatomandry.
Hamaky ny tohinyVaky bantsilana ny toe-javatra maneho ny zavatra tsy mangarahara sy ny afera maloton’ny fitondrana momba ny fitantanana ireny fanampiana avy any ivelany hoenti-manarina ny fahavoazan’ny firenena tamina loza voajanahary ireny.
Hamaky ny tohinyTsy dia mbola nahitana fiakarany firy hatreto ny vidim-bary ho an’ireo mpamongady na dia nisy aza ny fahatapahan-dalana ao Toamasina sy Antsirabe izay mampiitsoka ireo fiarabe mpitatitra entana ho aty Antananarivo, raha ny hita teny Anosibe sy ny manodidina omaly.
Hamaky ny tohinyTsy ho afa-bela amin’ny rano be miakatra i Madagasikara rehefa misy ny rivodoza mahery mandalo eto ; tsy misy fomba hahafahana mifehy ny rano saingy ny azo atao kosa dia ny manatsara hatrany ny fiomanana na ara-tsaina io, na ara-pitaovana, na ara-teknika , na ara-bola amin’ny fiatrehana ny loza mety ho avy.
Hamaky ny tohinyToy ireo kaominina sasany ao anatin’ny distrikan’Antananarivo dia efa misy traboina ihany koa amin’izao fotoana izao ao anatin’ny kaominina Andoharanofotsy.
Hamaky ny tohinyEfa feno traboina sahady amin’izao etsy amin’ny ANS Ampefiloha. Miisa 576 avy amina fianakaviana miisa 390 izy ireo hatramin’ny omaly, traboina avy ao amin’ny Fokontany Andavamamba Anjezika I.
Hamaky ny tohiny