• Alarobia 10 Janoary 2018
Actualités.Vahaolana mahomby momba ny vary Tsy dia re feo ny minisiteran’ny fambolena

Manomboka difotry ny fanafaram-bary vokatry ny hain-tany nitranga tamin’ny fiandohan’ny taona 2017 ny tsena anatiny izay tena foto-piveloman’ireo tantsaha mpamokatra eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Actualités.Sampana mpamonjy voina Tsaralalana Nandrodana trano 15 ho fisorohana ny loza

Mafy ny asa notanterahin’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana nandritra ny fotoana nandalovan’ny rivodoza AVA teto amintsika. Raha araka ny fanazavan’ny kapiteny Randrianarisoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Actualités.Takaitra navelan’ny rivodoza AVA Mpianatra roa no namoy ny ainy, 152 ireo sekoly simba

Tena namela takaitra goavana teto amintsika tokoa ilay rivodoza AVA farany teo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Actualités.Fanadiovana an’i Toamasina Natomboka omaly ny asa

Mavesatra ny takaitra navelan’i AVA ao Toamasina. Tapaka efa ho 5 andro ny jiro sy ny rano ka ireo olona manana milina mpamokatra herinaratra ihany sisa no nahita mazava sy afaka nihaino radio.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Janoary 2018
Actualités.Loza teo am-piandrasam-paty 8 mianaka maty nihotsahan’ny tany

Olona miisa 8 no indray namoy ny ainy tao Ivory, ao anatin’ny kaominina Ambonivohitra Fianarantsoa, akaikin’ny gara na ny “cercle de cheminot”, ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Janoary 2018
Actualités.Kaominin’i Miandrivazo Nofaizina noho ny hambo-po politikan’ny HVM ?

Vaky ny tohodranon’i Mahajilo, ka saika ny tanànan’i Miadrivazo manontolo no traboina amin’izao fotoana izao. Tsy manan-kaleha ny vahoaka satria hatramin’ny tranompokonolona no lasibatra. Vokatry ny tsy firaharahiana nataon’ny fanjakana foibe no mety antony iray lehibe satria ny volana ferbroary 2016 nitokanan’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina Birao Ifoton’ny Fananan-tany (BIF) sy Toeram-pandidiana (Bloc Opératoire),

Hamaky ny tohiny
FTT