• Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.La Haute Ville Namono olona ny trano nianjera

Taorian’ny fanentanana nataon’ny Lehiben’ny distrikan’Antananarivo II sy ireo sefom-pokontany eny amin’ny faritra avo mikasika ny tokony hialan’ireo mponina eny an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Faritra Vakinankaratra Natomboka omaly ny fambolen-kazo

Nosokafana tamin'ny fomba omaly alakamisy 11 janoary 2018 ny fambolen-kazo ho an'ny faritra Vakinankaratra ka ny Station forestier Ankofafabe-Sambaina, distrikan'Antsirabe faharoa no nanatanterahana ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Tsenan’i Mahitsy sy ny fotaka mandrevo Mandray andraikitra ny filohan’ny Zanak’i Manendy Moriandro

Mandrevo ny fotaka ao an-tsenan’i Mahitsy Ambohidratrimo RN 4 ao vokatry ny nafitsoky ny rotsak’orana tsy an-kijanona nateraky ny rivodoza Ava sy ny andro fahavaratra mbola mitohy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Faha 5 taonan’ny Trass Hampiara-peo i Fanja Andriamanantena sy Rija Ramanantoanina

Ao anatin’ny fankalazana ny faha 5 taonan’ny toeram-pisakafoana sy filanonana Trass etsy Tsiadana dia seho miavaka iarahana amin’i Fanja Andriamanantena sy Rija Ramanantoanina no hanombohana izany anio manomboka amin’ny 9 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Janoary 2018
Actualités.Jean Nirina HAFARI Aleo fidiana ny sefom-pokontany

Naneho ny heviny mahakasika ny fiainam-bahoaka amin’ny ankapobeny ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy, omaly, nandritra ny asa fanadiovana faobe nandraisan’izy ireo anjara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Actualités.Lalao Ravalomanana Asa fa tsy kabary

Araka ny fampanantenana nataon’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana tamin’ny mponin’Antananarivo Renivohitra taorian’ny fidinana ifotony tany amin’ireo boriborintany niharam-boina vokatry ny rivodoza “AVA”

Hamaky ny tohiny
FTT