• Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Karaman’ny mpiasam-panjakana Mety hiakatra 15 %

Mandeha ny feo amin’izao fotoana fa mety hakarina ihany ny karaman’ny mpiasam-panjakana, taorian’ny fahadisoam-panantenan’ny maro tamin’ny kabarin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha ny 5 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Mpanolotsain’ny filoha Nodimandry i Léon Rajaobelina

Nodimandry omaly i Léon Rajaobelina, Mpanolotsaina manokan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, efa filohan’ny Filankevi-pitantanan’ny Kaompania Air Madagascar teo aloha, Kaomisera jeneraly teo anivon’ny OCSIF, sampana natsangana hiandraikitra ny resaka fifandresen-dahatra amin’ny mpamatsy vola sy ny fanatanterahana ny tetikasa taorian’ny fivoriana tany Paris ny desambra 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Orinasa Jirama Mihevitra ny hahavelon-tena amin’ny 2020

Nanao tatitra tamin’ny mpanao gazety mikasika ny zava-tontosa teo anivon’ny orinasa Jirama tamin’ny taona 2017 iny tetsy amin’ny foibeny etsy Faravohitra omaly ireo tompon’andraikitra ambony avy eo anivon’ny orinasa, notarihan’ny filohan’ny filankevi-pitantanany Hyacinthe Todimanana Befeno sy ny tale jeneraly Jaomiary Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Takaitra navelan’ny Rivodoza AVA 36 no maty, 25 tsy hita popoka

36 ireo namoy ny ainy, 25 tsy hita popoka, 20 462 voatery nafindra toerana ary 136 005 traboina. Izay no tarehimarika farany navoakan’ny BNGRC vokatry ny fandalovan’ny rivodoza AVA.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Manandona Ambohijanaka Lo vokatry ny ranon’orana avokoa ny legioma

An-taoniny maro isan’andro ireo legioma miainga avy ao amin’ny kaominina Ambohijanaka entina hamatsiana ny tsenan’Andoharanofotsy sy Anosibe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Actualités.Pavillon Analakely Tsy mahalafo entana intsony ireo mpivarotra

Velon-taraina ireo mpivarotra etsy amin’ny pavillon Analakely miisa 800, mivondrona ao anatin’ny FIMPAVA tetsy amin’ny Pave Antaninarenina omaly. Hatramin’ny nisian’ny tsenaben’ny Noely

Hamaky ny tohiny
FTT