- Talata 16 Janoary 2018
Actualités.Avaratetezana Ampitatafika Lasan’ny Sinoa indray ny tany
Tsy mety tapitra ny ady tany ao amin’ny fokontany Avaratetezana Ampitatafika, kaominina Ampitatafika,
Hamaky ny tohinyTsy mety tapitra ny ady tany ao amin’ny fokontany Avaratetezana Ampitatafika, kaominina Ampitatafika,
Hamaky ny tohinyTovovavy kely iray vao 14 taona antsoina hoe Razafindrahanta Hariniriantsoa Nancy monina eny Avaradoha no tsy hita popoka nanomboka ny sabotsy 13 janoary lasa teo tamin’ny 4 ora nialany tao an-tranony.
Hamaky ny tohinyNy faritra misy ny mponina Zafimaniry no toerana nanombohan’ny filoham-pirenena ny fitsidihana ofisialy ivelan’ny renivohitra tamin’ity taona 2018 ity.
Hamaky ny tohinyToy ny efa mahazatra dia manomboka sahady ny ahiahy sy ny adihevitra mikasika ny fitsinjarana ireo fanampiana avy amin’ny malalatanana ho an’ireo traboina manerana ny nosy izay ny biraom-pirenena misahana ny resaka loza voajanahary na ny BNGRC no nampandraiketana ny fitsinjarana azy.
Hamaky ny tohinyEfa nisitrika sy niery hatramin'ny taona 2017 i Marc Tatandraza noho ny fikarohana nataon'ny zandarimariam-pirenena azy tamina fandikan-dalàna maro vitany tamin'ny faritra maromaro teto amin'ny nosy, ka nisiana fitorian'olona maro azy.
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo mpaka vary etsy amin’ireo mpamomangady etsy Anosibe ireo mpivarotra eny amin’ny kaominina Ambohimangakely.
Hamaky ny tohiny