- Alarobia 17 Janoary 2018
Actualités.Farihin’Anosy Zaza herintaona saika hovonoin-dreniny
Nitrangana toe-javatra nampalahelo tetsy amin’ny ranon’Anosy omaly talata 16 janoary maraina tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany.
Hamaky ny tohinyNitrangana toe-javatra nampalahelo tetsy amin’ny ranon’Anosy omaly talata 16 janoary maraina tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany.
Hamaky ny tohinyHitarainan’ny vahoaka eny amin’ny kaominin’i Mahitsy an-tampon-tanàna ny fandaminan’asa tsy mirindra eo anivon’ity tanàna ity.
Hamaky ny tohinyHita omaly maraina i Nancy na Razafindrahanta Haniriantsoa Nancy, raha notadiavina nanomboka ny sabotsy 13 janoary teo ity tovovavy 14 taona ity.
Hamaky ny tohinyAraka ny efa nambarany dia niroso amin’ny ampamoaka amin’izay ilay teratany Frantsay Houcine Arfa , efa nigadra teny Tsiafahy, tafatsoaka an’i Madagasikara, nihazo ny nosy Mayotte ary efa any Frantsa kosa amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyOmaly alatsinainy 15 janoary 2018 dia nisy ampahany tamin’ireo mpiasa eo anivon’ny Boriborintany faharoa (Ambanidia) ao anatin’ny kaominina Antananarivo nametraka sorabaventy mitaky ny fialan’ny delege Andriamatoa Jacques Razafindraibe.
Hamaky ny tohinyMitohy sy mihamafy hatrany ny asa fanadiovana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, raha ny vaovao voaray avy eo anivon’ny fiadidiana ny tanàna.
Hamaky ny tohiny