• Alakamisy 18 Janoary 2018
Actualités.Didy mikasika ny raharaha Sygmma Andrasana amin’ny 26 janoary

Mitohy ny fifandonana eo anivon’ireo tantsambo mpikambana eo anivon’ny Sygmma na ny sendikan’izany eto Madagasikara tarihin’ny sekretera jeneraliny Lucien Razafindraibe an-daniny sy Basola Nomenjanahary, an-kilany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2018
Actualités.EPP Antandrokomby Anosizato andrefana Saika tsy nety niala ireo traboina sasany

Saika tsy nety niala ireo traboina sasany natoby tetsy amin’ny EPP Antandrokomby Anosizato Andrefana, indrindra fa ireo nipetraka tao amin’ny trano natokana hianaran’ny préscolaire.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Actualités.Vanim-potoanan’ny Pesta 2018 Mety hampihemotra fifidianana

Mahalasa saina ny mpanara-baovao ihany ny fanazavan’ny manampahefana Malagasy ny taon-dasa 2017 teo, mikasika ny valanaretina pesta.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Actualités.Mpivarotra eny Andrefan’i Mananjara Hananganan’ny CUA « Pavillon » vaovao

Mpivarotra efa ho 320 mahery avy etsy Andrefan’i Manajara, ao anatin’ny Boriborintany faha-4, monina sy manao asa fivarotana eny an-toerana no tonga nidinidinika sy nitafatafa ary niarahaba nahatratra ny taona 2018 ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ireo mpiara-miasa aminy tao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly talata 16 jolay tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Actualités.Olana eny amin’ny boriborintany faharoa Niditra ho mpanelanelana ireo mpanolotsain’ny tanàna

Misy olom-boafidy iray lisitra tamin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana ary misy lany tamin’ny alalan’ny antoko hafa ihany koa izahay mpanolotsaina monisipaly mijoro eto,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Actualités.Moramanga an-tampon-tanàna Hodinihana ny fampidirana angovo azo havaozina

Tonga eto amintsika eto Madagasikara efa ho 3 herinandro Atoa Jean Axel Epiloïs izay ben’ny tanàna lefitr’ i Sainte Suzanne atsy amin’ny nosy La Réunion izay tanàna mpirahavavy amin’i Moramanga any Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
FTT