• Alatsinainy 29 Janoary 2018
Actualités.Kolikoly aty Afrika 50 miliara dolara isan-taona no very

Misokatra amin’ny fomba ofisialy amin’ity alatsinainy ity any Addis Abeba- Etiopia ny fivoriana an-tampony faha-30 an’ny vondrona Afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Janoary 2018
Actualités.Fikirakirana teknolojia Fetsy ratsy i Tatandraza, hoy ny zandary

Tsy dia sarotra ho an’ny mpitandro ny filaminana intsony ny fikarohana ireo olona manao ratsy sy mandika lalàna amin’ny tambajotra “facebook”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Janoary 2018
Actualités.Ady tany eny Ambohitrakely Tsy nilefitra ny miaramila

Ny marainan’ny zoma teo raha tsiahivina no tonga teo amin’ny tany misy ny toeram-piasan’ny mpanao asa tanana 1 vita amin’ny simenitra etsy Ambohitrakely ny andiana miaramila nitondra taratasy milaza fa tany miaramila no misy ity toerana fanaovana asa tanana ity ka tokony hiala teo ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Janoary 2018
Actualités.Orinasa AIRTEL Nanampy ireo traboina nandalovan’ny AVA

Ireo mponina tany amin’ny faritra atsinanan’ny Nosy tamin’ny ankapobeny no tena nitondra faisana nandritra ny fandalovan’ny rivodoza AVA teto amintsika farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Janoary 2018
Actualités.Misaona ny Antoko AREMA Nodimandry i Solofoson Georges

Nodimandry teo amin’ny faha-75 taonany ny alakamisy 25 janoary teo ny minisitry ny varotra teo aloha Atoa Solofoson Georges rehefa niady tamin’ny aretina tao anatin’ny 5 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Janoary 2018
Actualités.Kaominina Imerintsiatosika Namboly zana-kazo 3.000 fototra

Miroso hatrany amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ny fiarovana ny tontolo iainana ankehitriny ny kaominina ambanivohitra Imerintsiatosika.

Hamaky ny tohiny
FTT