- Talata 30 Janoary 2018
Actualités.Avaratetezana - Ampitatafika Miha mahazo vahana ny olan’ny fananantany
Mihamahazo vahana hatrany ny olana momba ny fananantany eto amintsika.
Hamaky ny tohinyMihamahazo vahana hatrany ny olana momba ny fananantany eto amintsika.
Hamaky ny tohinyVoarara tanteraka teo aloha teo ny fanaovana ireny fitaratra tsy tantera-pahazavana “vitre fumée” ireny ho an’ireo fiara tsy nahazo alalana. Lasa gaboraraka ny fanaovana azy ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMba hahafahana mampiroborobo ny sehatry ny fizahantany eto amintsika ka hanasongadinana ireo toerana ahitana karazan-java-maniry sy biby hananantsika tsy fahita any ivelany dia hikarakara fifaninanana ho an’ny olom-pirenena rehetra ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny fizahantany sy ny orinasam-pifandraisana Airtel.
Hamaky ny tohinyAny amin’ny 4.000 km miala ny morontsirak’i Madagasikara no nisy ny foiben’ilay rivo-doza Cebile omaly, raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.
Hamaky ny tohinyNisehoana horohorontany tany tany amin’ny faritra Antsirabe omaly vao mangiran-dratsy tokony ho tamin’ny roa maraina. Toerana maro toa an’i Betafo hatrany Ambositra no niantefany.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fambolen-kazo tany Ilamaka, fokontany Ankadivola ao amin’ny kaominina Ambohijanaka ny avy amin’ny fiadidian’ny Repoblika notarihin’ny filoham-pirenena mivady ny sabotsy 27 janoary lasa teo.
Hamaky ny tohiny