• Alakamisy 08 Febroary 2018
Actualités.Boriborintany I –Antananarivo Mahavita kopia 1000 isan’andro

Tsy marina ny feo iniana haely amin’izao fotoana izao fa tsy maharaka ny taratasy hanamboarana kopia mari-pahaterahana eo anivon’ny Boriborintany I.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Actualités.Arfa Houcine Hotsaraina miaraka amina depiote sy mpisolovava

Amin’ny zoma ho avy izao no hanomboka ny fitsarana ny dosie 1565/17/COV izay mahakasika an’i Arfa Houcine, ilay gadra tafatsoaka. Ao amin’ny efitrano fahadimy, fitsarana ady heloka tsotra no hatao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Febroary 2018
Actualités.Antananarivo Atsimondrano Tratry ny fitaka bevava ireo sefom-pokontany

Ny alarobia 31 janoary hariva no nilazana ny sefom-pokontany rehetra teny amin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano dia Itaosy, Andranonahoatra, Ambavahaditokana, Tsararay, Fiombonana…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Febroary 2018
Actualités.Kaominina Ivato Tsy manaiky ny fandaminana ireo mpivarotra

Tsy mety hiala amin’ny toerany ireo mpivarotra ao amin’ny tsenan’Ivato. Raha araka ny fandaminana eo anivon’ny kaominina mantsy dia afindra amin’ny sisiny sy ambadiky ny tsena izy ireo hahafahana manomboka ny asa fanamboarana ny tsena iray manontolo izay haharitra telo volana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Febroary 2018
Actualités.Fampiasana telefaonina foza orana Tsy ho mora ny hanafoanana azy

Amin’ny tapaky ny volana jolay ho avy izao no fe-potoana farany hahafahana manafatra ny karazana finday voasokajy ho foza orana eto amintsika, hoy ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra Atoa Nepatraiky.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Febroary 2018
Actualités.Voahangy Rajaonarimampianina Vadina filoha be mistery

Hafa raha samy vadina filoham-pirenena nifanesy teto amin’ny firenena i Voahangy Rajaonarimampianina, vadin’ny filoha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT