- Alatsinainy 12 Febroary 2018
Actualités.AIRTEL Nankasitraka manokana an’ireo mpivarotra
Nankasitraka manokana ireo mpiasa ao aminy ny orinasam-pifandraisana Airtel. Ireo mpivarotra no tena niantefan'izany manokana notolorana écran plat, môtô scooter... noho ny hatsaran'ny asa vitany tamin'iny taona nivalona 2017 lasa iny.
Hamaky ny tohiny
