• Zoma 16 Febroary 2018
Actualités.Fampitam-baovaon’ny fitondrana Tsy mahavita ny asany ny minisiteran’ny serasera

Tontosa soa aman-tsara iny ny fihaonana manokana natao hifankahazoan’ireo mpikamban’ny governemanta am-po mba hahamora ny fifandraisana sy ny serasera hanatsarana ny fomba fiasa na ilay antsoina hoe « Team building » izay natao tany Mantasoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Febroary 2018
Actualités.Tale jeneralin’ny Jirama Niaiky fa tena niakatra ny vidin-jiro

Niaiky omaly ny tale jeneralin’ny Jirama Olivier Jaomiary Aimé raha nivahiny tao amin’ny TV Plus Madagascar fa tena nisy fiakarany tokoa ny vidin-jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Febroary 2018
Actualités.Enim-bolan’ny CNaPS Fanampiana ireo tara fandoavana latsakemboka

Ho fanampiana ny fiangonana sy ireo orinasa rehetra amin’ny sehatra tsy miankina na ireo vondrom-bahoakam-paritra mampiasa ECD dia nanao hetsika manokana ny CNaPS antsoina hoe « enim-bolan’ny CNaPS », tolotra nanomboka ny 1 janoary lasa teo ary tsy hifarana raha tsy ny 30 jona 2018 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Febroary 2018
Actualités.Tetibolan’ny kaominina Tara ny fahatongavany, hoy ny Prefe

Tsy araka ny fotoana voafaritry ny lalàna ny nahatongavan’ny tetibolan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra teny amin’ny prefetktioran’Antananarivo, hoy ny jeneraly Ravelonarivo Angelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Febroary 2018
Actualités.Raharaha Sygmma Miantso ny filoham-pirenena ny elatra Lucien Razafindraibe

Taorian’ny didim-pitsarana nivoaka tamin’ny herinandro, izay manameloka ny sekretera jeneralin’ny sendikan’ny tantsambo, Lucien Harinony Razafindraibe, hisazy mihatra 18 volana an-tranomaizina sy manery azy hamerim-bola mitentina 576 tapitrisa ariary an’ity fikambanana ity dia mbola nanao fanambarana tetsy amin’ny Mon gouter Andrefanambohijanahary indray omaly ny mpomba ity lazain’izy ireo ho hany tokana sekretera jeneralin’izy ireo ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Febroary 2018
Actualités.Mpiasan’ny Classic kinitwear - Andraharo Nomena 72 ora ny minisiteran’ny asa

Nitokona nanoloana ny biraom-pirenena manara-maso ny asa etsy Antsahavola omaly ireo mpiasa miisa 200 mahery eo anivon’ny orinasa afaka haba Classic kinitwear eny Andraharo.

Hamaky ny tohiny
FTT