Actualités

Raharaha Sygmma Miantso ny filoham-pirenena ny elatra Lucien Razafindraibe


  • Alakamisy 15 Febroary 2018

Taorian’ny didim-pitsarana nivoaka tamin’ny herinandro, izay manameloka ny sekretera jeneralin’ny sendikan’ny tantsambo, Lucien Harinony Razafindraibe, hisazy mihatra 18 volana an-tranomaizina sy manery azy hamerim-bola mitentina 576 tapitrisa ariary an’ity fikambanana ity dia mbola nanao fanambarana tetsy amin’ny Mon gouter Andrefanambohijanahary indray omaly ny mpomba ity lazain’izy ireo ho hany tokana sekretera jeneralin’izy ireo ity.

 

 Ny fihaonambe natrehin’ny filankevitra nasionaly, hoy izy ireo, no nanendry ny SG Lucien ary tsy tapaka mihitsy fa ny SG Basola Ful-Soma no SG vaovao. Manao antso avo ny filoham-pirenena izahay, hoy izy ireo, mba hanaraka akaiky ity raharaha ity ary manao antso avo ny fitsarana fa mety voafitaka koa izy ireo tamin’ny farany teo.

 

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT