Actualités

Mpiasan’ny Classic kinitwear - Andraharo Nomena 72 ora ny minisiteran’ny asa


  • Alakamisy 15 Febroary 2018

Nitokona nanoloana ny biraom-pirenena manara-maso ny asa etsy Antsahavola omaly ireo mpiasa miisa 200 mahery eo anivon’ny orinasa afaka haba Classic kinitwear eny Andraharo.

 

Nanao fanambarana izy ireo fa manome 72 ora ny minisiteran’ny asa sy ny lalàna sosialy mba handray ny fitarainana nataon’izy ireo ny 11 desambra 2017 mitondra ny laharana 4601 satria dia mahatsiaro ho voarirarira hatrany tao anatin’ny volana maro. Tsapa koa, hoy izy ireo, fa fandrebirebena no betsaka tao anatin’ny 3 volana, ka noho izany, tsy afaka ny hiharitra ny fanaovana kilalao amin’ny zo araka ny lalàna mifehy ny asa misy eto Madagasikara. Raha tsiahivina moa dia anisan’ny manana olana eo amin’ny lafiny tsy fandraisana amin’ny fotoana tokony ho izy ny karamany koa ireto mpiasa nitokona omaly ireto.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT