Actualités

Tetibolan’ny kaominina Tara ny fahatongavany, hoy ny Prefe


  • Alakamisy 15 Febroary 2018

Tsy araka ny fotoana voafaritry ny lalàna ny nahatongavan’ny tetibolan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra teny amin’ny prefetktioran’Antananarivo, hoy ny jeneraly Ravelonarivo Angelo.

 

Raha ny voafaritry ny lalàna  dia ny herinandro faharoan’ny volana aogositra no tokony hanaovana ny fandaniana ny tetibola ho an’ny faritra sy ny kaominina raha ny 30 janoary lasa teo vao tonga teny am-pelatanany ny an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.  Tsy miankina amiko,

hoy izy ny fahataran’ny fivoahan’ny volan’ny kaominina fa avy amin’izy ireo ihany.  Tsy azoko atao tefy maika fa tsy maintsy dinihina tsara, izany rahateo no asa nametrahana ahy ho lehiben’ny prefektioran’Antananarivo hoy hatrany ity jeneraly ity. Nomarihiny manokana moa fa efa nisy ny fanakianana nataony mikasika ity tetibola ity raha teboka efatra no napetrany nangatahana fanazavana.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT