• Alatsinainy 19 Febroary 2018
Actualités.Skotisma zazavavy eto Madagasikara Nanamarika ny andron’ny fifampahatsiarovana

Nanamarika ny andron’ny fifampahatsiarovana ny Federasionan’ny skotisma zazavavy eto Madagasikara ny sabotsy teo. Teny amin’ny “Centre de developpement Andohatapenaka” no nanamarihana izany niarahana tamin’ny Mpanazava avy amin’ny fiangonana Protestanta, ny Tily avy amin’ny fiangonana katolika ary ny Kiady izay tsy mifidy finoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Febroary 2018
Actualités.Kaominina Andoharanofotsy Hohatsaraina ny lafin’ny fampianarana

Hohatsaraina tanteraka ny lafin’ny fampianarana manerana ireo sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana miisa 70 ao anatin’ny ZAP-n’Andoharanofotsy. Lohalaharana amin’izany ny fanamafisana orina ny pedagojia toy ny fitsipi-pifehezana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Febroary 2018
Actualités.JIRAMA Toamasina Mpanjifa vaovao 2.500 hahazo ny kaonteran-jiro

Anisan’ny olana goavana nosedrain’ireo mpanjifan’ny Jirama any Toamasina ny olana tamin’ny fahazoana kaonteran-jiro na efa nandoa ny vola rehetra notakian’ny Jirama aza,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Actualités.Kolikoly hidirana mpianatra ho mpitsara Mampiaka-peo ny CNIDH

Nambaran’ny filohan'ny Repoblika nandritra ny fandaharana “Fotoam-bita” farany fa manimba firenena ny endrika kolikoly rehetra, ka iray amin’ireo tena mamotika ny ao amin'ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Actualités.Vondrona STAR Namoaka sary famantarana maneho ny fiainan’ny Malagasy

Namoaka sary famantarana vaovao ny vondrona Star. Sary famantarana miavaka tsy toy ny mahazatra hatramin’izay izy io amin’ny ankapobeny satria dia maneho ny fiainan’ny Malagasy amin’ny ankapobeny mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Febroary 2018
Actualités.Minisitry ny fitsarana Tsy mba mahay manaja tena mihitsy ve ?

Nitana ny teny nomeny i Houcine Arfa fa hitory olona ambony sy manampahefana Malagasy maromaro ary tafapetraka any amin’ny “Tribunal de Grande Instance de Paris” ny 7 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT