• Sabotsy 24 Febroary 2018
Actualités.Vatobe efa mitresaka eny Ambatovinaky Ahiana hirodana sy hitera-doza

Taorian’ny filatsahan’ilay vato be izay nahafatesana olona maro teny Ampamarinana dia nahazo fanairana avy amin’ny manodidina indray ny alin’ny alakamisy 22 febroary 2018 ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, fa misy bolongam-bato be ahiana hianjera eny amin’ny fokontany Ambatovinaky.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
Actualités.Nianjeran'ny vatobe teo Ampamarinana Hadinon'ny fanjakana ao amin'ny HJRA i Mamy

Herinandro katroka anio ny nisehoan'ilay loza mahatsiravina, namoizana ain'olona fito mianaka tetsy Ampamarinana vokatry ny fianjeran'ny vatobe iray izay namotika trano telo teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
Actualités.Fiambenana ny AAA-Tiko tsy hisokatra Lany vola ny faritra Vakinankaratra

Rovitra ny kitapom-bolan’ny faritra Vakinankaratra hanakaramana Emmoreg hiambina ny orinasa AAA-Tiko Andranomanelatra tsy hisokatra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Miady irery ny Bianco

Ny birao mahaleotena misahana ny ady amin’ny kolikoly na ny Bianco no nanao ny fanadihadiana mikasika ny fanadinana hidirana tao amin’ny ENMG, izay nofoanana farany teo, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny SMM, Faniry Ernaivo, tamin’ny antso an-tariby omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
Actualités.Andohatapenaka Maka toerana tsimoramora ireo mpivarotra

Henjana ny asa miandry ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety sy ny minisiteran’ny Fitaterana manoloana ny fanaraha-maso ireo mpivarotra etsy amin’ny Fasan’ny Karana mikasa ny hifindra toerana eny amin’ny toby fiantsonana vaovao eny Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
Actualités.Rava trano teny ambanin’Ampamarinana Tsy mbola nahazo fanampiana hatreto

Ankoatra ireo aina nafoy miisa fito dia trano telo no potika tanteraka vokatry ny fianjeran’ilay vatobe teny Ambanin’Ampamarinana ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT