• Alatsinainy 26 Febroary 2018
Actualités.Vidim-panafody Miaka-bidy ihany koa

Taorian’ny fiakaran’ny JIRAMA dia nahitana fiakarana ihany koa ny vidin’ny fanafody eny amin’ny toeram-pivarotana eto Madagasikara. Araka izany dia mikaikaika ny maro indrindra fa ireo manana ny marary mainka moa ireo miditra hopitaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Actualités.Fiantohana Tsy mbola laharam-pahamehana ho an’ny Malagasy

Maivana ny fiantohana eto Madagasikara satria betsaka no tsy mahalala ny tombontsoa azo avy amin’ny fiantohana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Actualités.Mponin’ny faritra iva Hampianarina mihary

Tsy afa-misitraka ny zo ekonomikany, amin’ny ankapobeny, ireo mponin’ny faritra iva, raha ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Cefor, Jean Ambinintsoarivelo, na ny ivontoerana iray misehatra amin’ny fanabeazamboho ny fanofanana ara-pihariana tetsy amin’ny Pave Antaninarenina ny zoma teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Actualités.Voalaza ho namosavy ankizy roa Vehivavy iray matin’ny fitsaram-bahoaka

Vehivavy iray antsoina hoe Fielina no voalaza fa matin’ny fitsaram-bahoaka tany Ambitsika Mananara Avaratra ny faran’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
Actualités.Fanamboarana vola sandoka Kolonely iray voatonontonona fa atidoha

Nanomboka ny taona nivalona iny dia fahoriana ho an’ireo tantsaha Malagasy ao Toamasina ny fisolokiana sy famitahana mahazo azy ireo amin’ny fampiasan’olona vola sandoka 10.000 ariary sy 20.000 ariary mividy vokatra amin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
Actualités.Olana eo amin’ny Malagasy sy ny Sinoa ``Aleo samy mitaiza ny adalany``, hoy i Johanesa Rakotonirina

Rehefa misy fiarahamiasa amin`ny firenena roa dia samy mikatsaka ny tombontsoany ny roa tonta. Fanamafisana sy fampiroboana ny fiarahamiasa an`i Madagasikara sy Sina no tanjon`ny Fikambanana Fifankatiavan`ny Malagasy sy ny Sinoa izay tarihan` i Johanesa Rakotonirina.

Hamaky ny tohiny
FTT