• Talata 27 Febroary 2018
Actualités.Ady amin’ny tsy fananan’asa Mila paikady matotra

Omaly no natao tetsy amin’ny Hotely Ibis Ankorondrano ny fikaonan-doha arahina adihevitra nataon’ny ivontoeram-panofanana ara-diplomatika sy stratejika (CEDS).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Febroary 2018
Actualités.Ankizy mitsoaka ny tokantrano Tovovavy no tena maro an’isa

Misy hatrany ireo ankizy mitsoaka miala ny tokantranon-dray aman-dreniny amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Febroary 2018
Actualités.Maitre Avoko sy ny Kung-Fu Wisa Vonona hiatrika ny raharaham-pirenena

Maitres Kung-fu zandriny miisa 1 223, solontena iray avy isaky ny Kaominina Manerana an’i Madagasikara no tonga nanatrika ny fiofanana izay nifarana ny sabotsy alahady lasa teo, teny amin’ny Temple de Pierre Mizael teny Ambatomirahavavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Actualités.Tantsaha sy mpiasan’ny AAA – Antsirabe Voadaroka lakrimozenina, 5 naratra

Nanao hetsika ho fitakiana ny fanokafana ny orinasa AAA ny sabotsy lasa teo ireo mpiasa sy mpitantana tao Antsirabe tampon-tanàna, notronin'ireo tantsaha maro avy amin'ny faritra vakinankaratra iny ary ireo solombavambahoaka voafidy tao Antsirabe voalohany sy faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Actualités.Seraseran’ny Prezidansa Nodimandry i Tsilavina Ralaindimby

Nodimandry omaly alahady 25 febroary maraina teo amin’ny faha-70 taonany ny talen’ny fifandraisana eo anivon’ny fiadidiana ny repoblikan’i Madagasikara, Tsilavina Ralaindimby.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Dibo-drano tamin’ny sabotsy

Efa mba ela ihany no niainana teto Madagasikara fa tsy mbola fahita ity zava-nitranga teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny sabotsy hariva teo.

Hamaky ny tohiny
FTT