• Talata 06 Martsa 2018
Actualités.CUA sy ny Région-Ile-de France Tafatsangana ny ivontoerana PRX

Birao 2 sy efitra fivoriana iray etsy amin’ny Masoivohon’i Frantsa Ambatomena misy ny antsoina hoe “Paris Région Expertise” na PRX no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly alatsinainy 5 martsa 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Actualités.Tontolon’ny fitsarana Ho avy indray ny ampamoaka manaraka..

Miandry izay ho fivoaran’ny toe-draharaha mikasika ny tontolon’ny fitsarana isika ankehitriny taorian’ny savorovoro niseho ny faran’ny herinandro lasa teo. Niteraka tsy fifankahazoana teo amin’ny sendikan’ny mpitsara na ny SMM sy ny minisitera ny nisamborana ny naman’izy ireo nandray an-tanana ny raharaha Houcine Arfa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Actualités.Fisaraham-panambadiana 7 isan’andro ireo fangatahana voarain’ny fitsarana

Fito isan’andro ireo olona mangataka taratasy hahafahana miroso amin’ny fisaraham-panambadiana tonga manatona ny lapan’ny fitsarana etsy Anosy nanomboka ny taona 2013 no mankaty.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Actualités.Kaominina Ampasikely Nahatsangana efitrano fianarana niaraka tamin’ny Telma

Vokatry ny fiaraha-miasa tamin’ny Fondation Telma sy ny fikambanana Vonjy Havana no nahafahana nanangana efitrano efatra ho an’ny Epp sy Ceg ao amin’ny kaominina ambanivohitra Ampasikely.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Actualités.Raharaha Houcine Arfa Mampiady ny samy mpitsara

Miteraka savorovoro eo amin’ny tontolon’ny Fitsarana ny nisamborana ny mpitsara mpanao famotorana iray anisan’ny nandray an-tanana ny raharaha Houcine Arfa, tao an-tranony ny alakamisy hariva tokony ho tamin’ny 7 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Actualités.Tsena Petite Vitesse Hiova endrika sady hanara-penitra

Mitohy ny fanatsarana ireo tsena eto Antananarivo Renivohitra ny fiadidiana ny tanàna, tarihin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana. Hita izany etsy amin’ny Esplanade Analakely, Anosibe, Soarano, Andravoahangy.

Hamaky ny tohiny
FTT