• Sabotsy 10 Martsa 2018
Actualités.Vehivavy ao Toamasina Vonona hiatrika ny fampandrosoana

Vonona hiatrika ny fampandrosoana ny firenena ireo vehivavy sy Renim-pianakaviana ao Toamasina na inona na inona olana sedrainy amin’ny fiainana andavanandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Actualités.Lalao Ravalomanana “Tsy ekena intsony ny herisetra…”

Tsy lavabe nefa nafonja ny kabarin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana, tetsy amin’ny lapan’ny tanàna nandritry ny fanokafana ny fankalazana ny andron’ny vehivavy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Actualités.Firenena Malagasy Tompondaka amin’ny atrikasa

Raha nisy ny amboara manokana ho an’izay firenena be atrikasa sy fikaonandoha indrindra eto ambonin’ny tany dia voalohany na faharoa i Madagasikara tao anatin’izay 4 taona nisesy izay. Tato anatin’ny 2 taona farany aza efa nanomboka nitsikera matetika mihitsy ny mpikirakira vaovao hoe hitondra mankaiza marina ireo atrikasa ireo ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Actualités.Lapan’ny fitsarana Anosy Hanahirana indray ny fikarakarana taratasy

Vao mainka hihamafy ny olana hahazo ireo mpikarakara taratasy tonga manatona ny fitsarana Anosy manomboka anio zoma. Hanatanteraka fitokonana fanairana manomboka anio indray mantsy ny sendikan’ny mpitsara izay mivondrona ao anatin’ny SSM hanairana ny fitondram-panjakana ao anatin’ny torimasony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Actualités.Soavimasoandro Tovolahy iray maty novonoin’ny adala

Tovolahy iray antsoina hoe Tiavina Angelo, izay vao 20 taona no maty vokatry ny tsindron’antsy nahazo azy teny Soavimasoandro omaly tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Actualités.Fokontany Tsarahasina Belazao Nahazo 8.781.000 ar avy amin’ny Mada Braizh

Tafaverina an-tanindrazana avy nanatanteraka asa “Bénévolat”nandritra ny tapa-bolana tany Kimpeeley any Frantsa misy ny foibe toeran’ny fikambanana Mada Braizh tarihan’i Guy Doville ny depiote Randrianantenaina José izay solontenany eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
FTT