• Sabotsy 10 Martsa 2018
Actualités.Gidragidra tany Toliara Antandroy 65 nosamborin’ny Emmoreg

Gidragidra tsy nifankahitana indray ny tany Toliara omaly, izay mbola tohin’ny fahafatesan’ny tovovavikely 15 taona tao Maninday hita faty ny marainan’ny 27 febroary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Actualités.Isan’ny vahoaka Malagasy 2,3% isan-taona ny fitomboany

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy ny fiaraha-miasa eo amin’ny rafitra amerikanina USAID sy ny tetikasa HP+, izay tetikasa iray natao hihahiana ny fahasalaman’ny mponina, hahafahana manabevoho ny firafitry ny mponina eto Madagasikara na ilay antsoina hoe « Equipe Dividende démographique ».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Actualités.Mpivarotra etsy Andravoahangy Nifanaiky fa hanadio tsena isan’andro

Nanao fanadioavana faobe ireo mpivarotra braokatera rehetra sy ny mpivarotra legioma tetsy Ambodivona, mitsofoka eo amin’ny Total omaly tolakandro. Ny lehiben’ny tsenan’ Andravoahangy,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Actualités.Faritra iva eto an-drenivohitra Mbola betsaka ireo olona tsy manana kopia

Mbola betsaka ireo ankizy sy olon-dehibe tsy manana kopia mari-pahaterahana amin’izao eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Actualités.Loto taorian’ny andron’ny vehivavy Nodiovina tanteraka ny teny Anosy

Ny ampitson’ny fanamarihana tamim-pomba ofisialy ny andron’ny vehivavy ny 8 martsa teo, nisian’ny diabe teny Anosy nandraisan’ny olona 20 000 ka hatramin’ny 23 000 anjara, dia nisy ny fanadiovana faobe teny an-toerana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Actualités.Departemantan’i Mayotte Hiara-kiasa amin’ny CUA

Nihaona tamin’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny Alakamisy 08 Martsa 2018 ny delegasionina iray avy amin’ny Departemantan’i Mayotte.

Hamaky ny tohiny
FTT