Actualités

Departemantan’i Mayotte Hiara-kiasa amin’ny CUA


  • Sabotsy 10 Martsa 2018

Nihaona tamin’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny Alakamisy 08 Martsa 2018 ny delegasionina iray avy amin’ny Departemantan’i Mayotte.

Araka ny efa nambaran’ny Ben’ny Tananan’Iarivo matetika, dia misokatra amin’ny rehetra ny fiaraha-miasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra na ny ato anatiny na ny any ivelany. Araka ny nambaran-dRamatoa Lucie Andriamanoharisoa izay Lefitry ny Ben’ny Tananan’i Mamuju Mayotte, dia dinika savaranonando no notanterahan’izy ireo niaraka tamin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana, ka tamin’izany no namaritana sahady izay ho endriky ny fiaraha-miasa amin’ny ho avy. Hitohy ny fifampikasohana misisimisy kokoa eo amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Departemantan’i Mayotte ka ao anatin’izany ny fifampitsidian’ny tomponandraikitra eo amin’ny andaniny sy ny ankilany.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT