• Talata 13 Martsa 2018
Actualités.Tsena vaovao ao Moramanga Mbola banbangoana tsy misy mpivarotra

Tamin’ny fandalovan’ny mpanao gazetin’ny Tia Tanindrazana tao an-tanànan’i Moramanga tampon-tanàna ny faran’ny herinandro teo no nahitana fa mbola banbangoana be tsy misy mpivarotra mbola tafiditra ao amin’ity tsena ity na dia efa natao makotroka ny fitokanana azy tamin’ny alakamisy 23 novambra 2017 tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Martsa 2018
Actualités.Fiaraha-miasan’ny CNaPS sy FLM Miditra amin’ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra

Fanoitra iray entina mampandroso sy manodina ny orinasa ny fahaiza-mitarika ka nahatonga ireo mpianatra eo anivon’ny Sekolin’ny Fambolena sy ny Fiompiana(SEFAFI) tany Tombotsoa Antsirabe nangataka fampianarana sy fizarana traikefa avy amin’ny tale jeneralin’ny CNaPS

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Martsa 2018
Actualités.Fitambaran’ny zanak’Antemoro Mitaky ny hanokafana ny seranan-tsambon’i Manakara

Notsofin-drano ny faran’ny herinandro teo ireo mpikambana vaovao eo anivon’ny biraon’ny fitambaran’ny zanak’Antemoro na ny FIANTA, hiasa mandritra ny efa-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Martsa 2018
Actualités.Fitsidihana ny zaridainan’Anosy Mety ho olana ny fandoavam-bola

Mbola miandry ilay orinasa tsy miankina hahazo ny tolo-bidy hitantana azy vao hisokatra tanteraka ho azon’ny daholobe hidirana ilay zaridaina vaovao etsy Anosy, raha araka ny loharanom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Martsa 2018
Actualités.08 martsa tany Andina -Ambositra Nasongadina tamin’ny alalan’ny fitsaboana nify

Niavaka ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy tany amin’ny kaominina ambanivohitra Andina, distrikan’Ambositra ny alakamisy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Actualités.Raharaha AAA-Tiko Nilefitra ny fanjakana

Namoaka fanambarana ny masoivoho Amerikanina omaly ka nanameloka ny fanaovana sorona ireo ombin’ny orinasa AAA-Tiko any Andranomanelatra, izay efa roa no maty ary maro mitsipozipozy.

Hamaky ny tohiny
FTT