- Sabotsy 17 Martsa 2018
Actualités.Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka Nesorina ny sekretera jeneraly
Nirarakopana ny fanesorana tompon’andraikitra ambony tao amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka nandritra ny filankevitry ny Minisitra omaly. Isan’ireny ny Sekretera Jeneraly Dr Ratsirarson Joséa, izay efa nisy ny tsaho niparitaka ny fiandohan’ny herinandro, fa nametra-pialana ny tenany, saingy nandisoiny izany. Noterana niala ve izy fa tsy nety?
Hamaky ny tohiny
