• Zoma 30 Martsa 2018
Actualités.Depiote Rabetafika Roberthine Nitantara ny nafenina

Nanao fanambarana sy nitondra fanazavana momba ny raharaha fiparitahan’ny sary sy ny horonantsary mamoafady tamin’ny tambajotran-tserasera sy ny antony nahatonga izany ny Depiote voafidy tany Isandra Rabetafika Roberthine.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Actualités.Tsiaro ny tolom-pahafahana 1947 Feno fihatsarambelatsihy

Fihatsarambelatsihy no nisehoan’ny fahatsiarovana ny tolom-pahafahana 1947 raha ny tamin’ity 29 martsa indray mitoraka ity. Toa tsy misy vidiny sy tsy misy te hahalala ny lanjan’izany tolona izany, intsony fa dia endrika hafa mihitsy no isehoany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Actualités.« Formateurs » CRINFP Ampifilafilaina ny valin-kasasarany

Nafanafana tetsy amin’ny INFP Mahamasina ny harivan’ny alarobia 28 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Actualités.Diaspora Kristianina Malagasy Mitaky ny hitsinjarana ara-drariny ny harena

Efa mampiteny ny moana ny fitotongan’ny harinkaren’i Madagasikara arahin’ny fihazakazaky ny fahantran’ny vahoaka Malagasy, nefa dia mampiaiky an’izao tontolo izao ny harena tsy hita pesimpesenina misy eto ary mahay sy nianatra ary kinga saina ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Actualités.Mompera Pedro Lasa nitsabo tena any La Réunion

Efa tsy salama andro maromaro ary fantatra fa lasa nitsabo tena atsy amin’ny nosy La Réunion ny mompera Pedro Opeka. Ity pretra Argentina ity no namorona ny Toby Akamasoa mba ho fanampiana sy fampianarana ireo olona sahirana hivoatra sy hanonamana ho avy tsara kokoa ho an’ny taranany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Actualités.Orinasa Cotona Antsirabe Raikitra ny grevin’ny mpiasa

Nitokona tsy nety nandray ny asany ireo mpiasan'ny orinasa Cotona misahana ny famokarana lamba tokony hiditra tamin'ny 6 maraina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT