• Talata 03 Aprily 2018
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Misy mpangalatra entana

Mahagaga ihany raha seranam-piaramanidina iraisam-pirenena toy ny eny Ivato, no andrenesana mpandeha voaendaka sy voasoloky eo am-piondranana sy eo am-pahatongavana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Actualités.Olan’ny MICTSL - Toamasina Hiteraka korontana raha tsy voavaha haingana

Ny mpandraharaha no mamelona ny toekarena Malagasy ary ny 70%-n’ny entana miditra eto Madagasikara dia mandalo ao amin’ny seranan-tsambon’i Tomasina avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Actualités.Sary sy horonantsary mamoafady Mbola hisy mpanao politika ho lasibatra …

Miha mahazo vahana tanteraka amin’izao ny famoahana sary mamoafady hoenti-manala baraka olona ambony, mpanao politika, mpandraharaha, mpanakanto …

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Actualités.Fandaniana amin’ny fetin’ny Paska Mihena hatrany ny tetibolan’ny isan-tokantrano

Mihamihena hatrany ny tetibola hampiasain’ny isan-tokantrano hiatrehana ny fety eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Actualités.Fahapotehan’ny tontolo iainana Marefo indrindra i Madagasikara

Nisy ny atrikasam-pirenena momba ny tontolo iainana sy ny toetr’andro izay notontosain-dry zareo avy eo anivon’ny vondron’ireo tanora nanolo-tena hirotsaka ho amin’izany na ilay antsoina hoe Gasy youth up tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Actualités.Fetin’ny Paska ao Antsirabe Vao mainka miavaka ny amin’ity

Anaty lanonan’ny paska tanteraka ny ao Antsirabe na dia nosantarina tamin’ny oram-baratra aza izany omaly. Isan-taona moa dia mivoatra sy miova hatrany ny endriky ny fankalazana satria hatramin'izay dia nanjaka tokana ny orinasa mpamokatra zava-pisotro iray ao an-toerana, amin'ny fanafanana ny fety.

Hamaky ny tohiny
FTT