• Talata 10 Aprily 2018
Actualités.Niaro tena mafy ny Praiminisitra “Tsy very vola 12 miliara izany aho”

Nanda ankitsirano ny vaovao navoakan’ny haino aman-jery samihafa momba ny fahaverezana volabe 12 miliara ariary tao an-tranony ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier omaly. Raha ny vaovao niely moa dia hoe notehirizina tao an-tokantrano izy io no nangalarin’ny mpanampy, ary efa hatry ny faran’ny herinandro teo no nivoahan’io resaka io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Actualités.Toerana fiandrasana taksibe Lasa fialokalofan’ny tsy manan-kialofana sy ny adala

Zary lasa fandrianan’ireo tsy manan-kialofana eto an-drenivohitra sy fipetrapetrahan’ny adala avokoa ny ankamaroan’ireo toerana fiandrasana taksibe eto an-drenivohitra tato ho ato na ny “abribus”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Actualités.Mpiasan’ny onjam-peo VIVA Voantsindron’antsy vao maraina

Naratra mafy vokatry ny herisetra nataona olon-dratsy maromaro azy i Aina na Animajay, teknisianina sady mpanentana fandaharan’ny onjam-peo Viva omaly vao maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Actualités.Ranon’Ikopa Fatina tovovavy hita nifatotra

Tovovavy iray no hita faty teny amin'ny ranon'Ikopa omaly. Tsy fantatra ny momba azy fa raha ny fitafiany tamin’ny alalan’ny aron’akanjo nanaovany, dia mety ho mpianatry ny lisea ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Aprily 2018
Actualités.Mpivarotra amin’ny tetezan’Ampasika Avy any amin’ny kaominina namana hafa ny 80 %

Valalanina tanteraka Rakotomandimby Jean, Ben’ny tanànan’i Bemasoandro Itaosy amin’izao manoloana ireo ny hamaroan’ireo mpivarotra etsy amin’ny tetezan’Ampasika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Aprily 2018
Actualités.Toetr’andro eto an-drenivohitra Hidina hatrany amin’ny 15 °C ny maripana amin’ny volana jolay

Hifarana ny 30 aprily ho avy izao raha efa nanomboka ny fiandohan’ny volana novambra lasa teo ny vanim-potoanan’ny fahavaratra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT