• Zoma 13 Aprily 2018
Actualités.Mpitondra malagasy Lavitry ny fenitra

Nalaza tamin’ny tetezamita nanomboka ny taona 2009 izay anisan’ny loharano nipoiran’izao fitondrana HVM izao ny teny hoe manara-penitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2018
Actualités.Namandri-tena ny mpitondra Mirongatra ny fitakiana samihafa

Miverimberina ny fitakiana isan-karazany eto amin’ny firenena noho ny tsy fisian’ny tena vahaolana maharitra, fa ny fampandriana adrisa no betsaka, hany ka miotrika eny foana ny fitakiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2018
Actualités.Mpitandro ny filaminana sy mpanao gazety Handrafitra fifanarahana arak`asa

Niditra tamin`ny fihaonana fahatelo ny mpanao gazety sy ny mpitandro ny filaminana mahakasika ny fandrafetana ilay fifanarahana arak`asa (protocole d`accord) eo amin`ny roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2018
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Iharan’ny fandotoana avo lenta

Misy andian’olona mitonona ho mpiasan’ny Kaominina an-dRenivohitr’Antananarivo mandrahona sy mampitahotra ireo mpivarotra ary maka vola amin’izy ireo ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2018
Actualités.Vono sy ratra iniana hatao Mety mampigadra ka ilana fitandremana

Betsaka ireo tranga eny anivon’ny fiarahamonina andrenesana vono sy fandratrana olona amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2018
Actualités.Fanambaran’ny jeneraly misotro ronono Namaly bontana ny minisitry ny fiarovana

Namaly bontana ny fanambarana nataon'ireo miaramila manamboninahitra misotro ronono tetsy amin'ny Hotely La Rotonde Besarety ny alarobia teo ny minisitry ny fiarovam-pirenena ny Jeneraly Béni Xavier Rasolofonirina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT