- Alakamisy 19 Aprily 2018
Actualités.Fanjakana sy ny Katolika Vaky tanteraka ny ady?
Tsapa ho tratry ny antsojain’ny fanjakana Rajaonarimampianina ny fiangonana katolika, raha dinihina ny zava-niseho tato ho ato, izay toa manamafy ny efa nisy tany aloha. Mahatsapa ho tsy mahazo rirany amin’ity fiangonan-dehibe ity angamba ny fanjakana, ka toa miseho ny endrika antsojay na filam-baniny samihafa mivantana na ankolaka.
Hamaky ny tohiny
