• Talata 24 Aprily 2018
Actualités.Ambohijafy Fenoarivo Nahazo rano fisotro madio

Mbola latsaky ny 35 % ireo olona mahazo rano fisotro madio manerana ny Nosy hatreto. Voakasik’izany manokana ny kaominina ambanivohitra toy ny iainan’ireo mponina ao anatin’ny kaominina Ambohijafy Fenoarivo Atsimondrano. Mbola mahazo vahana ny fampiasana rano tsy azo antoka ka mahatonga ny aretim-pivalalana …

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2018
Actualités.Fampiasana zaza tsy ampy taona Tena mbola maro eto Madagasikara

Voararan’ny lalàna tanteraka ny mampiasa zaza tsy ampy taona eto Madagasikara. Mbola maro anefa ny tranga misy momba izany eto Madagasikara na dia misy aza ny lalàna mandrara izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2018
Actualités.Hetsika teny Analakely Nikatona ny ankamaroan’ny mpivarotra, tsy niasa ny taksibe

Nisedra olana tanteraka ireo mpiantsena teny Analakely sy ny manodidina ny sabotsy teo. Tafiditra tao anatin’izany ireo mpaka entana avy any amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2018
Actualités.Kaominina Maereza Ambohidratrimo Hahazo lapan’ny tanàna vaovao

Afa-pahasahiranana tanteraka ny kaominina Maereza, distrikan’Ambohidratrimo. Tonga nanolotra fanampiana ho azy ireo toy ny paompin-drano fisotro madio, trano fivoahana ho an’ny hôpitaly sy ny CEG ao an-toerana, toerana fanasan-damba ho an’ny mponina mantsy ny fikambanana Rotary Club Antananarivo Ambohitsirohitra sy ny fikambanana Youth Linc ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2018
Actualités.Mananara avaratra Olona 4 maty notifirin’ny zandary

Mifamahohafo be ny vaovao voaray mikasika ilay sakoroka nitranga tao Mananara avaratra izay mbola tsy milamina hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Aprily 2018
Actualités.Sekreteram-pokontany namaky trano Mbola nahavita nandrahona ihany

Nahatsikaiky no sady nampalahelo ny zava-nitranga tetsy amin’ny fokontanin’i Manjakaray 2C, raha ny fitantaran’ny lehilahy 1 lasibatry ny vakitrano teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT