• Alarobia 25 Aprily 2018
Actualités.Fampiasana finday mba handoavam-bola Ny 60 %-n’ny mponina eto amintsika no efa manao izany

Tsy mitsaha-mivoatra ny teknolojia eto amintsika. Anisan’ireny ny fampiasana finday izay zary efa lasa kilalaon’ny rehetra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aprily 2018
Actualités.43 miliara ariary nivoaka tao amin’ny minisiteran’ny atitany Tsy marina, hoy ireo teknisianina

Anisan’ny resabe nitana ny sain’ny maro hatramin’ny fiandohan’ny herinandro teo ny fisian’ilay volabe mitentina 43 miliara Ar nivoaka an-tsokosoko teo anivon’ny minisiteran’ny Atitany mba hanampiana ireo ben’ny tanàna manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aprily 2018
Actualités.Kaominina Alasora Tsy ahiana intsony ny tondra-drano

Anisan’ny kaominina nahiana mafy tamin’ny tondra-drano teto Antananarivo sy ny manodidina ny kaominina Alasora tamin’ny taona 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aprily 2018
Tetikasa 3P Youpi Water Park. CUA Ho fanatsarana an’Antananarivo

Ho fanatsarana ny tanànan’Antananarivo dia mamaramparana ny fanamboarana ny toerana etsy amin’ny « avenue Cenam 67 ha Sud » ny Youpi Water Park izay tetikasa filamatra (projet pilote) azo atao amin’ny toerana malalaka rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aprily 2018
Actualités.Fikirakirana ny vaovao ara-pahasalamana Ampiasaina ny rindram-baiko DHIS2

Omaly no nampahafantarina tetsy amin’ny Hotely Ibis Ankorondrano ilay rindrambaiko (logiciel) ikirakirana ny vaovao ara-pahasalamana DHIS2 (District Health Information Software).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aprily 2018
Actualités.Vokovoko mena Malagasy sy Norveziana Tapitra hatreo ny fiaraha-miasa

Tapitra hatreo ny fiaraha-miasan’ny Vokovokomena Malagasy sy ny vokovokomena Norveziana. Niala tsy hanampy iretsy voalohany intsony mantsy ireto farany, raha araka ny fantatra .

Hamaky ny tohiny
FTT