• Talata 08 Mey 2018
Actualités.Mpisehatra eo amin`ny sarimihetsika Vaky tanteraka ny ady amin`ny OMDA

Tsy mbola miravona ny ady mangatsiaka nisy teo amin`ny OMDA sy ireo mpisehatra amin`ny sarimihetsika, famokarana haino aman-jery, kilalao an-tsary ary fakana sary eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Mey 2018
Actualités.Paositra Malagasy Misy ny fitaovana vaovao manafaingana ny asa

Ankoatra ireo tolotra marobe misy ao amin’ny Paositra Malagasy dia nanaitra ny maro ny fisian’ny fitaovana lehibe naseho nandritra ny foara FIM tetsy amin’ny Forello expo Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Mey 2018
Actualités.Flore et Aroma Hanafatra ilay karazam-bary hafakely avy any Antsiranana

Betsaka aminintsika eto Madagasikara ankehitriny no manafatra ireo karazam-bary any ivelany izay lava fantsy sy miparitaka rehefa hanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Mey 2018
Actualités.Kaominina Ankaraobato Feno 40 taona, betsaka ny fotodrafitrasa efa vita

Mankalaza ny faha-40 taona nisiany ny kaominina Ankaraobato, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Actualités.Hetsika ho an’ny fanovana Hangotraka ny any Toamasina anio

“Malalaka ny hetsika ataon’ny depiote eo amin’ny tany malalaky ny lapan’ny tanàna; saingy aoka samy hanaja ny lalàna velona ny rehetra amin’ny fitandroana ny filaminam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Actualités.Sendikan’ny mpiasan’ny Banky BFV sy BTM Mbola mijoro ary manohana ny hetsiky ny depiote

Nisy ny fanambarana nataon’ny Sendikan’ny mpiasan’ny Banky BFV sy BTM (SADB) teo aloha manoloana ny toe-draharaha politika misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT