• Sabotsy 12 Mey 2018
Actualités.Raharaha Houcine Arfa Toa tsy hita izay niafarany

Tsy mbola nifarana ny raharaha Houcine Arfa na somary nangingina aza tato ho ato. Maro ny ampamoaka nataon`ity gadra nitsoaka ity tamin`ny haino aman-jery frantsay,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Actualités.Tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia Hasongadina ny karazan-tsakafo avy any amin’ny faritra

Hotanterahina manomboka ny alarobia 16 mey izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, haharitra efatra andro, ilay tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia andiany fahasivy karakarain’ny ESCOMA.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Fakana ny fom-bahoaka Hivaro-bary 800Ar.kg ny fanjakana

Efa ho iray volana teo ho eo izay ny avy ao amin’ny minisiteran’ny varotra, ny minisiteran’ny mponina, ny minisiteran’ny serasera ny hivarotra vary amin’ny vidiny mora mba hitsinjovana ireo fianakaviana marefo. Atomboka eto amin’ny faritra Analamanga izy io,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Actualités.Eric Fou Hehy Miantso vonjy amin’ireo olobe eto amin’ny firenena

Nanao antso avo amin’ireo namany sady efa noraisina ho tahaka ny ray aman-dreniny mba hanampy azy noho ny aretina mikiky azy i Eric Rakotoarimanana (Eric Fou Hehy).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
Actualités.Raharaham-panjakana Manomboka mikatso

Roso hatrany dia amin’ny hetsi-panoherana tarihin’ny depioten’ny fanovana. Tsy miato ny tolona, ary tsy miova ny toromarika hatreto, dia ny fialan’ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
Actualités.Anosipatrana Atsinanana Kely dia miroso amin’ny firaisana ara-nofo ny zazavavy

Kely dia miroso amin’ny fanaovana firaisana ara-nofo ireo zazavavy ao amin’ny fokontany Anosipatrana Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
FTT