• Alakamisy 24 Mey 2018
Actualités.Banky foiben’i Madagasikara Mitokona ny mpiasa, mikatona ny “caisse” rehetra

Niroso amin’ny fitokonana nanomboka omaly alarobia ny mpiasan’ny banky foiben’i Madagasikara (BCM). Efa ela loatra ny fitakianay kanefa tsy noraharahiana izahay, hoy ny solontenan’izy ireo raha nanontaniana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Actualités.Vondron’ny mpiasan’ny JIRAMA “Efa mandeha ny famarotana tsikelikely ny orinasa”

Omaly no nanao fanambarana tetsy amin’ny hotely Ny Railovy tetsy Andohanan’Analakely ireo vondron’ny mpiasan’ny JIRAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Actualités.Mpiasan’ny orinasa Fanalamanga Manohana ny tolona saingy manohitra ny fanakatonana ny orinasa

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ireo mpiasan’ny orinasa Fanalamanga maro isan-tsokajiny manoloana ny zava-misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Actualités.Praiminisitra Solonandrasana Nizara vary sy menaka ho an’ny mpino Silamo

Nanolotra vary 100 kitapo, lafarina 49 kitapo, siramamy 50 kitapo ary menaka 100 litatra, ho an’ireo mpino silamo ao amin’ny Mosquée 67 Ha ny Fitondram-panjakana, ka ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier, narahina Mpikambana sasantsasany ao amin’ny Governemanta no solon-tena tamin’izany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Actualités.MBS Anosipatrana Manomboka ny asa fanatsarana

Manomboka ny asa fanatsarana ny orinasan-tserasera Malagasy Broadcasting System (MBS) eny Anosipatrana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2018
Actualités.Fampiofanana ireo ben’ny tanàna sy teknisianina Andrasana ny vokatra entiny

Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny Hotely Solimotel Anosy ny fampiofanana natokana ho an’ireo ben’ny tanàna sy teknisianina avy amin’ny kaominina sy ny minisitera.

Hamaky ny tohiny
FTT