• Sabotsy 26 Mey 2018
Actualités.HAFARI Malagasy Hitety faritra hanentana momba ny rafitra fokonolona

Hitety faritra hanentana momba ny rafitra fokonolona ny fikambanana HAFARI Malagasy. Raha araka ny fanazavan’ny filoha nasionaliny Rafanomezantsoa Jean Nirina omaly dia ny fiverenana amin’ny rafitra fokonolona ihany no hahafahana mampandroso ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Mey 2018
Actualités.Fanisana ankapobeny ny mponina sy ny toeram-ponenana Misy ny tombony amin’ny fampandrosoana

Omaly alakamisy 24 mey no nampahafantarina tetsy amin’ny minisiteran’ny toekarena sy ny tetipivoarana ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fanisana ankapobeny fahatelo ny mponina sy ny toeram-ponenana (RGPH3) manerana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Mey 2018
Actualités.Sisin-dranomasina Atsimo Andrefana Aripaky ny Sinoa ny hazan-dranomasina

Sahiran-tsaina ary velon-taraina ireo mpanjono madinika any amin’ny Faritra Atsimo Andrefan’ny nosy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Mey 2018
Actualités.Hetsika faran`ny herinandro

Manan-danja eran`izao tontolo izao efa hatramin`ny ela ny fankalazana ny fetin`ny reny ka rariny loatra raha mitobaka ny hetsika etsy sy eroa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Actualités.Loza mahatsiravina teny Tsiazotafo Olona 4 maty tototry ny tany

Olona 4 no indray maty tetsy Tsiazotafo ampitan’ny tranomabrotra Venic omaly tolakandro vokatry ny firodanan’ny trano iray an-dalam-pananganana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Actualités.Depioten’ny fanovana “Rajao no ho tsarain’ny HCJ voalohany !”

Malaza indray ankehitriny fa hovonjivonjena ny fananganana ny Fitsarana ambony na ny HCJ (Haute Cour de Justice), rafi-pitsarana afaka mitsara ny filoha, izay tokony ho natsangana herintaona taorian’ny fianianany.

Hamaky ny tohiny
FTT