• Alatsinainy 04 Jona 2018
Actualités.Ny omby sy ny vintan’olombelona Misy fifandraisany …

Anisan’ny biby iray manan-danja eo amin’ny fiainan’ny Malagasy ny omby. Ankoatra ny maha sakafo fihinana azy izay malaza hatrany isaky ny misy fety lehibe dia misy fifandraisany amin’ny vintan’olombelona ihany koa izy ireny ka tsy tokony ho ompiompiana fahatany, hoy’Atoa Victorio Andriamihanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jona 2018
Actualités.Maizim-pito i Mananara Avaratra Nipoaka ny milina mpamokatra herinaratra

Miaina delestazy goavana nanomboka ny sabotsy teo ny mponina ao Mananara Avaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jona 2018
Actualités.Fitokonan`ny mpiasam-panjakana Raikitra koa ny an`ny INSTAT

Manomboka mikatso tsikelikely ny fampandehanan-draharaham-panjakana eto amintsika. Araka izany, hafanafana etsy Anosy satria hitokona ny mpiasan’ny ivontoeram-pirenena misahana ny antontanisa (INSTAT) manomboka anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jona 2018
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Nanao fanadiovana faobe teny Andavamamba-Anosipatrana

Noho ny fangatahan’ny mponina eny Andavamamba, Ilanivato, Anosipatrana iny, nanao fandaminana sy fanadiovana faobe teny an-toerana omaly ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), notarihan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jona 2018
Actualités.Fanararaotana mamoafady amin’ny ankizy Tsy fantatra mazava ny antontanisa

Nosoniavina omaly tetsy amin’ny Espace Dera Tsiadana ny fanamafisam-piaraha-miasa eo amin’ny Ecpat, sampandraharaha miady amin’ny fanararaotana mamoafady atao amin’ny ankizy eto amintsika sy ny minisiteran’ny mponina (MPPSPF).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jona 2018
Actualités.Ady amin’ny piraty Harafitra ny paikady vaovao

Vory lanona tetsy amin’ny tranombokim-pirenena Ampefiloha omaly alakamisy 31 mey ny fianakaviamben’ireo mpilalao sy mpanatontosa sarimihetsika Malagasy izay mivondrona ao anaty ofisim-pirenena miandraikitra izany na ny Omaci.

Hamaky ny tohiny
FTT